Matokia (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza mety ho reraka, ho kivy sy ketraka
Tohizo ny làlana, tonony ny vavaka.
Aza atao ho sàkana, izay miendrika ho sarotra
Mirosoa hatrany, matokia Azy.
REF : Jesoa qjpvolre ilay tsy miova, ny omaly, anio ary mandrakizay.
Tano hatrany ny finoana, n'inona mety hidona, tsy irery ianao.
Ankino hatrany an-tanany
Fa misy farany avokoa izay atao.
2. Aza mba miova fo, manandrana etsy sy eroa
Mba hahazoana tombontsoa, nanary namana ihany koa.
Aza mierikerika, raha sendra oydyogi very hevitra
Mitoera tsara, tononkira.serasera.org minoa fotsiny ihany.
A/C : RABEMANANTSOA hbzqm Njato Ny Aina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 370
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:57