Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa) (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny Serafima injao ny Tompo ouzjgbkz miantso anao
Miantso anao, hitory sy hidera Azy Ray
Ny talenta sy ny Feo no indro hasandratray
Kristy no torianay hatramin'izao tononkira.serasera.org (dia Jesoa)
2. Antsan'ny Serafim, mitaona anao hivavaka
Ny fitoriana an-kira afogc no asa hanirahana anay
Ny fitiavan'izy Tompo no maha toy izao anay
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
Fanjakan'ny Ray
Ny fitiavany hatrizay
no antsainay an-kira aminao
Isika hari-tanany
Nahafohizany ny zanany
No torianay hatramin'izao
Dia ny evanjely hatrany
No hahely eran-tany
@talenta 'zay anananay
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
'Zay Antsan'ny Serafima
Feo mampitraka anay
Mahatoky, manantena
Ny fitiavan'ilay otdqhr Ray
'Zay Antsan'ny Serafima
Feo no asandratray
Mahatoky, manantena
Ny fitiavan'ilay Ray
A/C : HARIVONY Michel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 148
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 14:40