Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa) (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny Serafima injao ny Tompo miantso anaoMiantso anao, hitory sy hidera Azy Ray
Ny talenta sy ny Feo no indro hasandratray
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
2. Antsan'ny Serafim, mitaona anao hivavaka
Ny fitoriana an-kira no asa hanirahana anay
Ny fitiavan'izy Tompo no maha toy izao anay
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
Fanjakan'ny Ray
Ny fitiavany hatrizay
no antsainay an-kira aminao
Isika hari-tanany
Nahafohizany ny zanany
No torianay hatramin'izao
Dia ny evanjely hatrany
No hahely eran-tany
@talenta 'zay anananay
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
'Zay Antsan'ny Serafima
Feo mampitraka anay
Mahatoky, manantena
Ny fitiavan'ilay Ray
'Zay Antsan'ny Serafima
Feo no asandratray
Mahatoky, manantena
Ny fitiavan'ilay Ray
A/C : HARIVONY Michel
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:40
