Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa) (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny Serafima injao ny Tompo miantso anao
Miantso anao, eslsb hitory sy hidera Azy Ray
Ny talenta sy ny Feo no indro hasandratray
Kristy no torianay hatramin'izao grxki (dia Jesoa)
2. Antsan'ny gpsk Serafim, mitaona anao hivavaka
Ny fitoriana an-kira no asa hanirahana anay
Ny fitiavan'izy Tompo no maha toy izao anay
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
Fanjakan'ny Ray
Ny fitiavany hatrizay
no antsainay an-kira aminao
Isika hari-tanany
Nahafohizany ny zanany
No torianay hatramin'izao
Dia ny evanjely hatrany
No hahely eran-tany
@talenta 'zay tononkira.serasera.org anananay
Kristy no torianay hatramin'izao (dia Jesoa)
'Zay Antsan'ny Serafima
Feo mampitraka anay
Mahatoky, manantena
Ny fitiavan'ilay Ray
'Zay Antsan'ny Serafima
Feo no asandratray
Mahatoky, manantena
Ny fitiavan'ilay Ray
A/C : HARIVONY Michel

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 214
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:40