Fanahy masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fanahy masina, mpanazava
miantso anao izahay
midina eto anio hitondra tononkira.serasera.org anay hivavaka.

Fa mila anao zahay olombelona
Hampihiratra ny dyaw maso
hahita ny lalana.

ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.

2) Fanahy masina arotsahy
ireo emobeybf fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny foko manantena.

Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay amin'ny dfde fiadanana.

3) Ry fanahy masina o,
miantso anao izahay,
ianao mpanazava
Mba midina hitondra anay hivavaka.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima Tangaina
Vangy : 624
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 07/10/2024 09:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382