Fanahy masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fanahy tononkira.serasera.org masina, mpanazava
miantso anao izahay
midina eto tkrhdcy anio hitondra anay hivavaka.
Fa mila anao zahay ocunb olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.
2) Fanahy masina arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny ldrpmd foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay amin'ny fiadanana.
3) Ry fanahy masina o,
miantso anao izahay,
ianao mpanazava
Mba midina hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
miantso anao izahay
midina eto tkrhdcy anio hitondra anay hivavaka.
Fa mila anao zahay ocunb olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.
2) Fanahy masina arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny ldrpmd foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay amin'ny fiadanana.
3) Ry fanahy masina o,
miantso anao izahay,
ianao mpanazava
Mba midina hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 699
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 07/10/2024 09:56
