Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fanahy masina, mpanazava
miantso anao izahay
midina eto dyaehf anio hitondra anay hivavaka.
Fa mila anao zahay olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.
2) Fanahy masina sjzf arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay tononkira.serasera.org amin'ny fiadanana.
3) Ry fanahy masina o,
miantso anao wkclo izahay,
ianao mpanazava
Mba midina hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
miantso anao izahay
midina eto dyaehf anio hitondra anay hivavaka.
Fa mila anao zahay olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.
2) Fanahy masina sjzf arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay tononkira.serasera.org amin'ny fiadanana.
3) Ry fanahy masina o,
miantso anao wkclo izahay,
ianao mpanazava
Mba midina hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 572
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 07/10/2024 09:56
