Vavaka (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miantso Anao e 'ty gghxznzi zanakao
Andriamanitra any an-danitra e.
Fa maro be ireo manenjika
Henoy raha sitrakao ny vavakay.

Ny Herinao no hahazakako tononkira.serasera.org re
Tsy hanaradia ireo zava-dratsy e.
Avelao aho eo anilanao
Ho faty aminao raha sitrakao.

2. Zazavery ahy tsy anilanao
Tario hanaraka ny hevitrao.
Tsy resy aho fa manetry deudze tena
Tsy mangina fa mitafy Anao.

Tena ratsy e ny bzxj fiainanay
Mihazakazaka ny haizina e.
Midina re, vonjeo ny taninay
Fa latsaka anaty lavaka.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima Tangaina
Vangy : 189
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 14:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0696