Andriamanitra Masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny Tompo Andriamanitra e!
Mampiray antsika mba ho zanany!
Tsy mba manampetra ny fitiavany
Ilay mpamindra fo ary tsy manary.
Lehibe tokoa ny voninahiny.
Sarobidy loatra Ray ô! Mankadiry.
Tsy takatry ny tononkira.serasera.org saina izany heriny
Ilay nahary ny tany pdsdhvnl sy lanitra.
Fiv : Ny Zanakao ry Ray ô!
Ny fanahy ry Ray ô!
Natolotrao ho anay ô!
Hamonjy anay.
Nanafaka ry ray ô!
jbiko Ny fahotana.
lapwy Nampitombo ny finoana
Mba tsy hiova Ray ô!
Masina loatra ianao ry Ray
Mitondra anay ho amin'ny lalanao,
Ny foko sy ny fanahy hanompo Anao.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Mampiray antsika mba ho zanany!
Tsy mba manampetra ny fitiavany
Ilay mpamindra fo ary tsy manary.
Lehibe tokoa ny voninahiny.
Sarobidy loatra Ray ô! Mankadiry.
Tsy takatry ny tononkira.serasera.org saina izany heriny
Ilay nahary ny tany pdsdhvnl sy lanitra.
Fiv : Ny Zanakao ry Ray ô!
Ny fanahy ry Ray ô!
Natolotrao ho anay ô!
Hamonjy anay.
Nanafaka ry ray ô!
jbiko Ny fahotana.
lapwy Nampitombo ny finoana
Mba tsy hiova Ray ô!
Masina loatra ianao ry Ray
Mitondra anay ho amin'ny lalanao,
Ny foko sy ny fanahy hanompo Anao.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 08/10/2024 14:43
