Amen (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amen
Amen
Solo : Asandratray ho Anao
Ny andronay anio
Fiangonana iray
Hiombombavaka yuec
Hanonona indray
Ny pjnz Anaranao
Zanahary Ray.
'Zahay miandrantra Anao
Ny hery ho tohananao.
Ianao no miahy
Tsy mba miahiahy
Ny asanay, ny hevitray ny finoana
Aterinay Aminao.
Vavakay iarahana manandrantra
Raiso re raha sitrakao.
Amen
Amen
Andriamanitra ô
Malemy sy fmxmi osa aho
Tantano ny fanahy
Hifantoka Aminao
A/C : tononkira.serasera.org RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Amen
Solo : Asandratray ho Anao
Ny andronay anio
Fiangonana iray
Hiombombavaka yuec
Hanonona indray
Ny pjnz Anaranao
Zanahary Ray.
'Zahay miandrantra Anao
Ny hery ho tohananao.
Ianao no miahy
Tsy mba miahiahy
Ny asanay, ny hevitray ny finoana
Aterinay Aminao.
Vavakay iarahana manandrantra
Raiso re raha sitrakao.
Amen
Amen
Andriamanitra ô
Malemy sy fmxmi osa aho
Tantano ny fanahy
Hifantoka Aminao
A/C : tononkira.serasera.org RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 15:21
