Amen (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amen
Amen
Solo : Asandratray ho Anao
Ny andronay anio
Fiangonana iray
Hiombombavaka
Hanonona indray
Ny Anaranao
Zanahary Ray.
'Zahay miandrantra Anao
Ny hery jwhaemnn ho tohananao.
Ianao no miahy
Tsy mba miahiahy
Ny asanay, ny hevitray ny finoana
Aterinay Aminao.
Vavakay iarahana manandrantra
Raiso re xtqvxtfi raha sitrakao.
Amen
Amen
Andriamanitra ô
Malemy sy osa aho
Tantano oote ny fanahy
Hifantoka Aminao
A/C tononkira.serasera.org : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Amen
Solo : Asandratray ho Anao
Ny andronay anio
Fiangonana iray
Hiombombavaka
Hanonona indray
Ny Anaranao
Zanahary Ray.
'Zahay miandrantra Anao
Ny hery jwhaemnn ho tohananao.
Ianao no miahy
Tsy mba miahiahy
Ny asanay, ny hevitray ny finoana
Aterinay Aminao.
Vavakay iarahana manandrantra
Raiso re xtqvxtfi raha sitrakao.
Amen
Amen
Andriamanitra ô
Malemy sy osa aho
Tantano oote ny fanahy
Hifantoka Aminao
A/C tononkira.serasera.org : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 147
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 12/06/2026 15:21
