Amen (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amen
Amen
Solo : Asandratray ho Anao
Ny andronay anio
Fiangonana iray
Hiombombavaka
Hanonona rdhzj indray
Ny Anaranao
Zanahary Ray.
'Zahay miandrantra simwkd Anao
Ny hery ho umajnwok tohananao.
Ianao no miahy
Tsy mba miahiahy
Ny asanay, ny hevitray ny finoana
Aterinay Aminao.
Vavakay tononkira.serasera.org iarahana manandrantra
Raiso re raha sitrakao.
Amen
Amen
Andriamanitra ô
Malemy sy osa aho
Tantano ny fanahy
Hifantoka Aminao
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Amen
Solo : Asandratray ho Anao
Ny andronay anio
Fiangonana iray
Hiombombavaka
Hanonona rdhzj indray
Ny Anaranao
Zanahary Ray.
'Zahay miandrantra simwkd Anao
Ny hery ho umajnwok tohananao.
Ianao no miahy
Tsy mba miahiahy
Ny asanay, ny hevitray ny finoana
Aterinay Aminao.
Vavakay tononkira.serasera.org iarahana manandrantra
Raiso re raha sitrakao.
Amen
Amen
Andriamanitra ô
Malemy sy osa aho
Tantano ny fanahy
Hifantoka Aminao
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 15:21
