Tsara ny Tompo (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa ho lasa mahazatra ny mahita eto amintsika
Ny miaina anaty haizina tsy misy mibaliaka
Tsy mba misy izay mangirana, ny ratsy no manjaka
Ny madinika, sahirana voatsindry sy Voambaka
Misy zibkudlc manam-pahefana sady manana harena
miaina anaty filibana, fahotana sesehena
Tsy mitsinjo ireo mahantra sy madinika eto an-tany
Manadino fa ny Tompo no ampiharany izany
ref: Fa tsara e! Tsara ny Tompo
Mpanao ny tsara, tonga lafatra
Marina lzye! Tsy miangatra
(Ny olon) Ny olon-drehetra samy tiany avokoa
2-Misy maro ireo marary Tsy mba manam-bola akory
Hividianam-panafody, mahonena, mampahory
Mba miandry anao hiantra, hanome izay bcnt fanampiana
Hoy Jesoa hoe: 'mba omeo izay azo atao aza variana
Ry mpanompo mahatoky mba jereo ny anilanao
Sao ny tenanao no voky, Izy mandry aminiza0
Tsy ho very tsy akory izay ataon'ny tononkira.serasera.org tananao
Fa fnth hivaly ny fitia omeniny Ray an-danitra ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 11:24