tia (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao irery ihany Jesoa no tsy mandao
Na tsiky na tomany dia ao foana Ianao
Fa tsy mandeha irery ny fiainako ety
Ny sandrinao mahery mitantana ny dia
Zany re tononkira.serasera.org no tena itiavako Anao
Ary tzdp ianteherako ny fitiavanao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tompo tia ka tsy mandao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tia ka tsy mandao
Raha tojo fahoriana, nampaherezinao
Tanaty hafaliana, tsy mba nadinoinao
Raha sendra adin-tsaina ka nahafoy Anao
Ianao no andrandraina e! f’izany no sitrakao
Ampototry ny hazo pykcwzh zay nanomboana Anao
Eo aho no hahazo ny fiadananao
Fa mahasoa indrindra ny eo anilanao
maysg Miaraka mamindra e! satria tantananao
Na tsiky na tomany dia ao foana Ianao
Fa tsy mandeha irery ny fiainako ety
Ny sandrinao mahery mitantana ny dia
Zany re tononkira.serasera.org no tena itiavako Anao
Ary tzdp ianteherako ny fitiavanao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tompo tia ka tsy mandao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tia ka tsy mandao
Raha tojo fahoriana, nampaherezinao
Tanaty hafaliana, tsy mba nadinoinao
Raha sendra adin-tsaina ka nahafoy Anao
Ianao no andrandraina e! f’izany no sitrakao
Ampototry ny hazo pykcwzh zay nanomboana Anao
Eo aho no hahazo ny fiadananao
Fa mahasoa indrindra ny eo anilanao
maysg Miaraka mamindra e! satria tantananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 2162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:03
