tia (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao irery ihany Jesoa no tsy mandao
Na tsiky na tomany dia ao foana Ianao
Fa tsy mandeha irery ny fiainako ety
Ny sandrinao mahery mitantana ny dia
Zany re no tena itiavako Anao
ldnjifkr Ary ianteherako ny fitiavanao
Fa tena tia qdgqji tokoa Ianao
Tompo tia ka tsy mandao
eroroeb Fa tena tia tokoa Ianao
Tia ka tsy mandao
Raha tojo fahoriana, nampaherezinao
Tanaty hafaliana, tsy mba nadinoinao
Raha sendra adin-tsaina ka nahafoy Anao
Ianao no andrandraina e! f’izany no sitrakao
Ampototry ny hazo zay nanomboana tononkira.serasera.org Anao
Eo aho no hahazo ny fiadananao
Fa mahasoa indrindra ny eo anilanao
Miaraka mamindra e! satria tantananao
Na tsiky na tomany dia ao foana Ianao
Fa tsy mandeha irery ny fiainako ety
Ny sandrinao mahery mitantana ny dia
Zany re no tena itiavako Anao
ldnjifkr Ary ianteherako ny fitiavanao
Fa tena tia qdgqji tokoa Ianao
Tompo tia ka tsy mandao
eroroeb Fa tena tia tokoa Ianao
Tia ka tsy mandao
Raha tojo fahoriana, nampaherezinao
Tanaty hafaliana, tsy mba nadinoinao
Raha sendra adin-tsaina ka nahafoy Anao
Ianao no andrandraina e! f’izany no sitrakao
Ampototry ny hazo zay nanomboana tononkira.serasera.org Anao
Eo aho no hahazo ny fiadananao
Fa mahasoa indrindra ny eo anilanao
Miaraka mamindra e! satria tantananao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 2107
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:03
