sarobidy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! (ambarako anao)
Mpamonjiko Ianao (malalako koa)
Ianao lay andriko sy tokiko foana
Hatramin’izao (sy ny ho avy koa)
Ilay fiainako koa (tsy manampaharoa) vu
Tsy fo atakalo tena sarobidy ny fitiavanao
Tsy misy fetra lay hamamiana
Ny atao rehetra maneho faniriana
Ny hasoavanao ny tarigetra cbjqfpc sy ny fifaliana
Dia ny hitoetra tsy hana-tsafidy hafa ankoatra tononkira.serasera.org Anao
Jesosy o! (Tompoko)
Mpanjaako Ianao (izao mpanomponao)
Ataoko tahiry ho mamin’ny foko ny ho lapanao mcfi (ka anjakao)
Jesosy o! (tena tiako)
Reharehako (harena tena soa)
Ka satriko foana isan’andro isan’ora
Ny hihanta Aminao
Fa aulf tsara indrindra tsy azo soloina
Ka tsy hay afindra na atakalo
Na hoe hadinoina ilay tena tiana
No indro zaraina handraisan’ny hafa
Sy mba hahtsapany ny fitiavanao
Mpamonjiko Ianao (malalako koa)
Ianao lay andriko sy tokiko foana
Hatramin’izao (sy ny ho avy koa)
Ilay fiainako koa (tsy manampaharoa) vu
Tsy fo atakalo tena sarobidy ny fitiavanao
Tsy misy fetra lay hamamiana
Ny atao rehetra maneho faniriana
Ny hasoavanao ny tarigetra cbjqfpc sy ny fifaliana
Dia ny hitoetra tsy hana-tsafidy hafa ankoatra tononkira.serasera.org Anao
Jesosy o! (Tompoko)
Mpanjaako Ianao (izao mpanomponao)
Ataoko tahiry ho mamin’ny foko ny ho lapanao mcfi (ka anjakao)
Jesosy o! (tena tiako)
Reharehako (harena tena soa)
Ka satriko foana isan’andro isan’ora
Ny hihanta Aminao
Fa aulf tsara indrindra tsy azo soloina
Ka tsy hay afindra na atakalo
Na hoe hadinoina ilay tena tiana
No indro zaraina handraisan’ny hafa
Sy mba hahtsapany ny fitiavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:01
