sarobidy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! (ambarako anao)Mpamonjiko Ianao (malalako koa)
Ianao lay andriko sy tokiko foana
Hatramin’izao (sy ny ho avy koa)
Ilay fiainako koa (tsy manampaharoa) vu
Tsy fo atakalo tena sarobidy ny fitiavanao
Tsy misy fetra lay hamamiana
Ny atao rehetra maneho faniriana
Ny hasoavanao ny tarigetra sy ny fifaliana
Dia ny hitoetra tsy hana-tsafidy hafa ankoatra Anao
Jesosy o! (Tompoko)
Mpanjaako Ianao (izao mpanomponao)
Ataoko tahiry ho mamin’ny foko ny ho lapanao (ka anjakao)
Jesosy o! (tena tiako)
Reharehako (harena tena soa)
Ka satriko foana isan’andro isan’ora
Ny hihanta Aminao
Fa tsara indrindra tsy azo soloina
Ka tsy hay afindra na atakalo
Na hoe hadinoina ilay tena tiana
No indro zaraina handraisan’ny hafa
Sy mba hahtsapany ny fitiavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1045
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:01