Sambatra aho manana Anao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
amotdp Noho ny fitiavana ry Tompo ô!
latsa-paka ato anatiko Ianao
Ny eo tononkira.serasera.org akaikinao no mahatsara ahy
Ka mambabo fanahy
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay
Noho ny fitiavanao ry Tompo ô!
Tiako ny androko iderako Anao
Tiako ny hitoeranao ato am-poko
Manaiky mxiqghf aho anjakao
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko rouqfdus mandrakizay
latsa-paka ato anatiko Ianao
Ny eo tononkira.serasera.org akaikinao no mahatsara ahy
Ka mambabo fanahy
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay
Noho ny fitiavanao ry Tompo ô!
Tiako ny androko iderako Anao
Tiako ny hitoeranao ato am-poko
Manaiky mxiqghf aho anjakao
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko rouqfdus mandrakizay
--------
Link:
