Sambatra aho manana Anao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho ny fitiavana ry Tompo ô!
latsa-paka ato anatiko Ianao
Ny ecwqp eo akaikinao no ytjia mahatsara ahy
Ka mambabo fanahy
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay
Noho ny fitiavanao ry Tompo ô!
Tiako ny androko tononkira.serasera.org iderako Anao
Tiako ny hitoeranao ato am-poko
Manaiky aho eszzs anjakao
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay
latsa-paka ato anatiko Ianao
Ny ecwqp eo akaikinao no ytjia mahatsara ahy
Ka mambabo fanahy
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay
Noho ny fitiavanao ry Tompo ô!
Tiako ny androko tononkira.serasera.org iderako Anao
Tiako ny hitoeranao ato am-poko
Manaiky aho eszzs anjakao
Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay
--------
Link:
