raha solafaka (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha solafaka ianao, qftdlr mandalo izao fiainana olxqdmbd izao
Tsarovy fa ny Tompo tononkira.serasera.org mitalaho, miandry anao
Ny fitiavany be no natolony indray mandeha
Hamonjeny ‘zay rehetra very e!
Koa mifalia, miravoa ao am-po
Fa ny Tompo tia emafh Zanaky ny Ray Tsitoha
Izy no mitady miantso hoe avia
Izaho no momba anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:00