raha solafaka (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha solafaka ianao, mandalo izao fiainana izao
Tsarovy fa ny Tompo mitalaho, miandry anao
Ny fitiavany be no natolony indray mandeha
Hamonjeny ‘zay rehetra very e!
Koa mifalia, miravoa ao am-po
Fa ny Tompo tia Zanaky ny Ray Tsitoha
Izy no mitady miantso hoe avia
Izaho no momba anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 885
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0738