Olon-tsotra (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olon-tsotra sy malemy
Ity nantsoinao ho mpanompo
Mbola adala sy manjeny, Rovi-damba sy maloto
Olon’ory sy mahantra
Vovoka tsy mendrika
Efa zatra ny voalatsa, Ary koa voaenjika
         Enga ka homenao ahy ny zotom-po madio
   nobz       Hiasako ho Anao ry Ray mandrakizay doria
     tononkira.serasera.org     Ray ô! Ianao irery no sahy manatona ahy
        Nanakombona ny fery, sy ny ratrako am-panahy
Ny fivavako mangina
Zay ventesiko ato anaty
No hanehoako fa any aoriana
Na ho faly aho na igklyvm hiafy
Dia Ianao hatrany
No horeharehako
Mandram-pialako eto zeimk an-tany
N’aiza n’aiza alehako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1237
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 02/09/2015 23:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053