Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny hatsaranao ry Ray (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô! finaritra ny fokoMiandrandra ny hakantonao
Feno hatsarana be ny asanao soa
Feno hasoavana tokoa
Mbola iriko ato am-po Ianao ry Ray Tsitoha
No habomba sy handrakotra anay
Hokaloiko, hohiraiko izany fahalebiazanao ry Ray
Hoventsoiko, hoderaiko ny fahendrenao sy ny herinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 23:53
