Ny hatsaranao ry Ray (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko leernow ô! finaritra ny foko
Miandrandra oivaxwck ny hakantonao
Feno hatsarana be ny asanao soa
Feno hasoavana tokoa
Mbola iriko ato am-po Ianao qomi ry Ray Tsitoha
No habomba sy handrakotra tononkira.serasera.org anay
Hokaloiko, hohiraiko izany fahalebiazanao ry Ray
Hoventsoiko, hoderaiko ny fahendrenao sy ny herinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1504
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 02/09/2015 23:53