ny anaranao mamy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Anaranao, ry Jesosy Tompo
Mitondra aina vao , manila toloko
Ny Anaranao may, tsy tononkira.serasera.org maty ao am-poko
Manila avy hatrany ny zava –manjo
Tojo ady mafy ty mpanomponao
Tsaroako ao anaty ny Anaranao
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny Anaranao
Raha faly ny fonay nomenao ny soa
Ny hany tsaroanay tsy maty ao am-po
Ny Anaranao zay namonjy anay
ihlc Manova ho vao ny fiainanay
osbm Mbola hiraiko ny Anaranao mamy
Tsy ho afaka pfavw an-tsaiko fa tsaroako hatrany
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny Anaranao
Mitondra aina vao , manila toloko
Ny Anaranao may, tsy tononkira.serasera.org maty ao am-poko
Manila avy hatrany ny zava –manjo
Tojo ady mafy ty mpanomponao
Tsaroako ao anaty ny Anaranao
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny Anaranao
Raha faly ny fonay nomenao ny soa
Ny hany tsaroanay tsy maty ao am-po
Ny Anaranao zay namonjy anay
ihlc Manova ho vao ny fiainanay
osbm Mbola hiraiko ny Anaranao mamy
Tsy ho afaka pfavw an-tsaiko fa tsaroako hatrany
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny Anaranao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:00
