ny anaranao mamy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Anaranao, ry Jesosy Tompo
Mitondra aina vao , manila toloko
Ny Anaranao may, tsy hjtn maty ao am-poko
Manila avy hatrany ny zava –manjo
Tojo ady mafy ty mpanomponao
Tsaroako ao anaty ny Anaranao
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa tononkira.serasera.org antsoiko ny Anaranao
Raha faly ny fonay nomenao ny soa
Ny hany tsaroanay tsy maty ao am-po
Ny Anaranao zay namonjy anay
Manova ho vao ny unxjf fiainanay
Mbola hiraiko ny Anaranao mamy
Tsy ho afaka an-tsaiko fa tsaroako hatrany
Misava avokoa ny rahona mainty
lklmtrv Rehefa antsoiko ny Anaranao
Mitondra aina vao , manila toloko
Ny Anaranao may, tsy hjtn maty ao am-poko
Manila avy hatrany ny zava –manjo
Tojo ady mafy ty mpanomponao
Tsaroako ao anaty ny Anaranao
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa tononkira.serasera.org antsoiko ny Anaranao
Raha faly ny fonay nomenao ny soa
Ny hany tsaroanay tsy maty ao am-po
Ny Anaranao zay namonjy anay
Manova ho vao ny unxjf fiainanay
Mbola hiraiko ny Anaranao mamy
Tsy ho afaka an-tsaiko fa tsaroako hatrany
Misava avokoa ny rahona mainty
lklmtrv Rehefa antsoiko ny Anaranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1293
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:00
