lay famonjena (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao sakaiza malala
Lay Tompo tia tewx antsika, lay Tompo tena tia antsika
Ny rhcil ainy noho tononkira.serasera.org ireo otantsika, ny otantsika
Fitiavana tsy misy tambiny
Natolony ambongadiny mba ho anao sy ho ahy
Ho famonjena ny fanahy
K’handeha hiaraka hankalaza an’i Jesoa Tompo tia (2x)
Noho ny zavatra mahagaga izay ilay niseho tao Kalvary
Dia ny namonjeny (2x) antsika
Nijaliany, nahafatesany, ka aoka wolz tsy hodian-tsy hita
Ilay ngidy niaretany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1147
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0277