Ampidiro aloha ny tenimiafina
lay famonjena (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao sakaiza malala
Lay Tompo tia urase antsika, lay hsujftkz Tompo tena tia antsika
Ny ainy tononkira.serasera.org noho ireo otantsika, ny otantsika
Fitiavana tsy misy tambiny
Natolony ambongadiny mba ho anao sy ho ahy
Ho famonjena ny fanahy
K’handeha hiaraka hankalaza an’i Jesoa Tompo tia (2x)
Noho uvwp ny zavatra mahagaga izay ilay niseho tao Kalvary
Dia ny namonjeny (2x) antsika
Nijaliany, nahafatesany, ka aoka tsy hodian-tsy hita
Ilay ngidy niaretany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1147
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:12