Isaorana anie Jehovah (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie ny soa nomeny
Fa isaorana anie Jehovah
Noho ny soa nomeny antsika
Tsy tapak’isan’andro, fa isan’andro
Fanomezantsoa taona na andro
Ny fanomezantsoa, ny taona voig sy ny volana
Dia samy voalahatra
Ny andro sy ny alina fitahiana
Ny lohataona sy ririnina
Ary vwjxomo koa ny fararano
Sy ny tononkira.serasera.org fahavaratra dia feno fahasoavana
Finaritra miadana fa voky soa
Betsaka, tsy tambo tononina
K’asandrato re ny feo izao hiderana ny xyzarlkx Tompo
Be indrafo, voninahitra ho Anao anie
Ry Tompo avo indrindra ô
Mpamonjy be fitia
Fa isaorana anie Jehovah
Noho ny soa nomeny antsika
Tsy tapak’isan’andro, fa isan’andro
Fanomezantsoa taona na andro
Ny fanomezantsoa, ny taona voig sy ny volana
Dia samy voalahatra
Ny andro sy ny alina fitahiana
Ny lohataona sy ririnina
Ary vwjxomo koa ny fararano
Sy ny tononkira.serasera.org fahavaratra dia feno fahasoavana
Finaritra miadana fa voky soa
Betsaka, tsy tambo tononina
K’asandrato re ny feo izao hiderana ny xyzarlkx Tompo
Be indrafo, voninahitra ho Anao anie
Ry Tompo avo indrindra ô
Mpamonjy be fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1973
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 23:49
