Isaorana anie Jehovah (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie ny soa nomeny
Fa isaorana anie Jehovah
Noho ny soa nomeny antsika
Tsy tapak’isan’andro, uzog fa isan’andro
Fanomezantsoa taona na andro
Ny uqallnhi fanomezantsoa, ny taona sy ny volana
Dia tononkira.serasera.org samy voalahatra
Ny andro sy ny alina fitahiana
Ny lohataona sy ririnina
Ary koa ny fararano
Sy ny fahavaratra dia feno fahasoavana
Finaritra miadana fa voky soa
Betsaka, tsy tambo tononina
K’asandrato re ny feo izao hiderana ny Tompo
Be indrafo, voninahitra ho Anao anie
Ry Tompo avo indrindra ô
Mpamonjy be fitia zoffcj
Fa isaorana anie Jehovah
Noho ny soa nomeny antsika
Tsy tapak’isan’andro, uzog fa isan’andro
Fanomezantsoa taona na andro
Ny uqallnhi fanomezantsoa, ny taona sy ny volana
Dia tononkira.serasera.org samy voalahatra
Ny andro sy ny alina fitahiana
Ny lohataona sy ririnina
Ary koa ny fararano
Sy ny fahavaratra dia feno fahasoavana
Finaritra miadana fa voky soa
Betsaka, tsy tambo tononina
K’asandrato re ny feo izao hiderana ny Tompo
Be indrafo, voninahitra ho Anao anie
Ry Tompo avo indrindra ô
Mpamonjy be fitia zoffcj
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1863
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 02/09/2015 23:49
