Hay ve (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve Jesosy o! toy izany ny lalanao
Hay ve Jesosy o! toy izany ny fihevitrao
Hay anywr ve Jesosy o! toy izany ny tendrinao
Hay ve Jesosy o! toy izany ny fitiavanao
Fiadanana fa tsy loza no anatrehako
Sy fahasambarana mameno izany fianako
F’izaho no ninia tsy nahalala
Nivily, nisintaka niala, ankehitriny vao tonga saina
Resy ka nitaraina, raiso f’hiverina Aminao
Ao Aminao Tompo o no haoriko indray
Ny fiainako ety hrefqhvo sy ny ho mandrakizay
Itambatra Aminao aho sy hifatotra Aminao aho
Tompo o! saina, tena , fanahy sy fo
Hiorimpaka tanteraka A minao tokoa
Fanahy Masina, Zanaka, Ray Tsitoha
Ao Aminao hay no tena misy fiainana
Ao Aminao hay no tena misy famonjena
Ao Aminao hay no tena misy fifaliana
Ao Aminao hay no tena misy izay ilaina tononkira.serasera.org
Na misy aza ireo fitsapana iainako
Eo foana Ianao manampy ahy ddlcym sy ianteherako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1011
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 25/08/2015 13:49