Hay ve (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve vlgk Jesosy o! toy izany ny lalanao
Hay ve Jesosy o! toy izany ny fihevitrao
Hay ve Jesosy o! toy izany ny tendrinao
Hay ve Jesosy o! toy tononkira.serasera.org izany ny fitiavanao
Fiadanana fa tsy loza no anatrehako
Sy fahasambarana mameno izany fianako
F’izaho no ninia tsy nahalala
Nivily, nisintaka niala, ankehitriny vao tonga saina
Resy ka nitaraina, raiso f’hiverina Aminao
Ao Aminao Tompo o no haoriko ipbb indray
Ny fiainako ety sy ny ho mandrakizay
Itambatra Aminao aho sy hifatotra Aminao aho
Tompo o! saina, tena , fanahy sy fo
Hiorimpaka tanteraka A minao tokoa
Fanahy Masina, Zanaka, Ray Tsitoha
Ao Aminao hay no tena misy fiainana
Ao Aminao hay no spggzy tena misy famonjena
Ao Aminao hay no tena misy fifaliana
Ao Aminao hay no tena misy izay ilaina
Na misy aza ireo fitsapana iainako
Eo foana Ianao manampy ahy sy ianteherako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1070
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 25/08/2015 13:49