harena tsy lo (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola manatena sy miandry foana hatrany
Fa Ianao natokako ho ahy
Fa tsy volamena na koa haren’ny tany
F’ireny dia zava-mora lany
tononkira.serasera.org Hazoniko khxowko ny foko sy ny saiko
Tsy hana-kafa hiankinana
Fa Ianao Jesoa (2x) ‘lay tena Fiadanana
No hany lalam-pahasambarana
Feno hafaliana aho na zwijcy dia ory sy marary
Mahatsiaro miadana am-panahy
Fa ny tena harena dia Jesoa irery ihany
Tsy miova tsy lon’ny fahelana
Aza mihary harena mety ho arafesina
Mandalo sy tsy maharitra
Fa fidio zay mbola tena azo antoka
Hierenao amin’ny tampoka
Tsy misy ny manompo wddu Tompo roa ka hahitan’A/tra
Fa tokana ihany (2x) hatramin’ny taloha
No ahafahanao mandova lanitra
Fa Ianao natokako ho ahy
Fa tsy volamena na koa haren’ny tany
F’ireny dia zava-mora lany
tononkira.serasera.org Hazoniko khxowko ny foko sy ny saiko
Tsy hana-kafa hiankinana
Fa Ianao Jesoa (2x) ‘lay tena Fiadanana
No hany lalam-pahasambarana
Feno hafaliana aho na zwijcy dia ory sy marary
Mahatsiaro miadana am-panahy
Fa ny tena harena dia Jesoa irery ihany
Tsy miova tsy lon’ny fahelana
Aza mihary harena mety ho arafesina
Mandalo sy tsy maharitra
Fa fidio zay mbola tena azo antoka
Hierenao amin’ny tampoka
Tsy misy ny manompo wddu Tompo roa ka hahitan’A/tra
Fa tokana ihany (2x) hatramin’ny taloha
No ahafahanao mandova lanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:14
