harena tsy lo (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola manatena sy miandry foana hatrany
Fa Ianao natokako ho ahy
Fa tsy volamena na kobtgpnd koa haren’ny tany
F’ireny dia zava-mora lany
     tononkira.serasera.org   Hazoniko ny foko sy ny saiko
  toizih      Tsy hana-kafa duazrfc hiankinana
       Fa Ianao Jesoa (2x) ‘lay tena Fiadanana
       No hany lalam-pahasambarana
Feno hafaliana aho na dia ory sy marary
Mahatsiaro miadana am-panahy
Fa ny tena harena dia Jesoa irery ihany
Tsy miova tsy lon’ny fahelana
Aza mihary harena mety ho arafesina
Mandalo sy tsy maharitra
Fa fidio zay mbola tena azo antoka
Hierenao amin’ny tampoka
Tsy misy ny manompo Tompo roa ka hahitan’A/tra
Fa tokana ihany (2x) hatramin’ny taloha
No ahafahanao mandova lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1276
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533