fitiavana (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA
Tompo ô! Endrey ‘ty fitiavanao
Jesoa bzyj ô! Ny rànao no nalatsaka
Niafianao ny vsyseg kapoka izay natao
Nahonena fa ny ainao mbola afaka
Nefa dia Ianao tsy mba nanohitra
Tsy nandà ny lalana voasoritra
Hahatoa  ny tenin’ireo mpaminany
Ho famonjena ny olon-drehetra eran-tany
Mba hahatonga anao tsy hovoatana
Amin’ny fanangejan’ny satana
Raiso re Jesoa tia, izay efa tonga tety
Nahafoy ny ainy Izy ho ahy sy ho anao
Mba hamonjena izao ykfv tontolo izao
Dia fitiavana hanavotra (mandrakizay)
Moa ve tsy misy hevitra azo atao
No Ianao no nigoka ny ngidiny
Fa dia tononkira.serasera.org famoizan’aina toa izao
Sy tokana ny lalana izay hitany
Be dia be no tsy mahatsapa izany
Ka mandà ilay fampihavanana
Avotra vitany tamin’ny ràny
Fitiavana nahafoizany ny zanany
Mba hahatonga anao tsy hovoatana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364