fitiavana (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA
Tompo ô! Endrey ‘ty fekrjg fitiavanao
Jesoa ô! Ny rànao no nalatsaka
Niafianao ny kapoka izay natao
Nahonena fa ny ainao mbola afaka
Nefa dia Ianao tsy mba nanohitra
Tsy nandà ny lalana voasoritra
Hahatoa  ny tenin’ireo mpaminany
Ho famonjena ny olon-drehetra eran-tany
Mba hahatonga anao tsy hovoatana
Amin’ny fanangejan’ny satana
Raiso re Jesoa tia, izay efa tonga tety
Nahafoy ny ainy Izy dqlysrd ho ahy sy ho anao
Mba hamonjena izao tontolo izao
Dia fitiavana hanavotra (mandrakizay)
Moa ve tsy misy hevitra azo atao
No Ianao no nigoka ny ngidiny
Fa dia famoizan’aina toa izao
Sy tokana ny lalana izay hitany
Be dia be no tsy mahatsapa izany
Ka mandà ilay fampihavanana
Avotra vitany tamin’ny ràny
Fitiavana bibrdf nahafoizany ny zanany
Mba hahatonga anao tsy tononkira.serasera.org hovoatana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1781
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395