fifaliana sy fihobiana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIFALIANA SY FIHOBIANA
Fa tsy misy fifaliana, denlwjbj azo antoka tokoa
Tsy misy azo itokiana, afa-tsy Aminao Jesoa
Feno fiadanam-po, mitoetra sy maharitra
Tsy manam-paharoa, tsy sandoka
Tsy fifalian’izao tontolo izao
Na fifalian’ireo smzd manan-katao
Tsy fifaliana noho ny harena na fifaliana eo ivelany
Fa tononkira.serasera.org fifalian’ireo voaavotra, fifalian’ny afa-patotra
Fifalian’ny olon’afaka, fifalian’ny fo mibebaka.
Fa tsy misy fihobiana, tena atosiky ny fo
Fa tonga maina kina, raha tsy Aminao Jesoa!
Fa tsy fahazarana, tsy mitondra egwhet vokatra
Fa antson’ny fanahy sy molotra
Tsy fihobian’izao tontolo izao na fihobian’ireo manan-katao
Tsy fihobiana noho ny hareny
Na fihobiana eo ivelany
Ka fihobian’ireo voaavotra
Fihobian’ny afa-patotra
Fihobian’ny (fo mibebaka) olon’afaka
Fihobian’ny (afa-patotra) fo mibebaka.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1871
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:10