fifaliana sy fihobiana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIFALIANA SY zifrxf FIHOBIANA
Fa tsy misy fifaliana, azo antoka tokoa
Tsy misy azo itokiana, afa-tsy Aminao Jesoa
Feno fiadanam-po, mitoetra sy maharitra
Tsy manam-paharoa, tsy sandoka
Tsy fifalian’izao tontolo izao
Na fifalian’ireo manan-katao
Tsy fifaliana noho ny harena na fifaliana tononkira.serasera.org eo ivelany
Fa fifalian’ireo voaavotra, fifalian’ny afa-patotra
Fifalian’ny olon’afaka, fifalian’ny fo mibebaka.
Fa cxhr tsy misy fihobiana, tena atosiky ny fo
Fa tonga pcvh maina kina, raha tsy Aminao Jesoa!
Fa tsy fahazarana, tsy mitondra vokatra
Fa antson’ny fanahy sy molotra
Tsy fihobian’izao tontolo izao na fihobian’ireo manan-katao
Tsy fihobiana noho ny hareny
Na fihobiana eo ivelany
Ka fihobian’ireo voaavotra
Fihobian’ny afa-patotra
Fihobian’ny (fo mibebaka) olon’afaka
Fihobian’ny (afa-patotra) fo mibebaka.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1811
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:10