efa mba nosaininao ve? (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mba nosaininao ve? Ry tanora namako o!
Fa ho foana sy ho lao ‘zao rehetra hita zao
Ny tontolo manoloana mampivilivily fkgjn fo
Sady fitaka tononkira.serasera.org mitaona tsy hanampiononam-po
Raha ny soa sesehena notovoizina hatrizay
Na safira , volamena tena efa foin’ny Ray
Ho antsika maimaim-poana izao hita gvvr maso izao
Ry sakaiza andeha hitaona ‘reo variana milalao
Mila anao dia mila anao tokoa ny Tompo
Ka aza manamafy fo
Ny hatsaran-tarehy sy ny herinao
No tiany atolotrao
Raha mba izany no takiany
Aminao izay tena tiany
Dia tsy mba iimkt foinao ve homena?
An’ilay Tompon’ny harena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:13