efa mba nosaininao ve? (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mba nosaininao ve? Ry tanora fvtbmt namako o!
Fa ho foana pidiyhpi sy ho lao ‘zao rehetra hita zao
Ny tontolo manoloana mampivilivily fo
Sady fitaka mitaona tsy hanampiononam-po

Raha ny soa sesehena notovoizina hatrizay
Na safira , volamena tena efa foin’ny Ray
Ho antsika maimaim-poana izao hita maso izao
Ry sakaiza oone andeha hitaona ‘reo variana milalao

Mila anao dia mila anao tokoa ny Tompo
Ka aza manamafy fo
Ny hatsaran-tarehy sy ny herinao
No tiany atolotrao
Raha mba izany no takiany
Aminao izay tena tononkira.serasera.org tiany
Dia tsy mba foinao ve homena?
An’ilay Tompon’ny harena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1406
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412