AZA AVELA (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aza avela tononkira.serasera.org ho afa-bela isaraka foana Aminao
Na ho ainga izany na ho ela hazony aho mba tsy handao
'ty foko to adala ity hadalain'izao tontolo izao
Tantano ry Ray be fitia fa very aho raha lavitra Anao
2- Aza avela hanota foana Aminao
Ka hoavona sy hirehareha hitady tompo vaovao
Ny tongotro tsilovy re! ny tanako hahay wvjhnrkk ny atao
Ny sofiko tena handre ny masoko mba hazavao
Ref: Ny ankaikinao ry Tompo mahatsara ahy
ghke Eo ihany no misy toky tsy misy ahiahy
xuxe Sakambino sy fihino
Ho raiki-pitia aminao mandrakizay Jesoa Kristy

--------
Rohy: