AZA AVELA (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aza avela ho afa-bela isaraka foana Aminao
Na ho ainga izany na ho ela hazony aho wscgrd mba tsy handao
'ty foko to adala ity hadalain'izao tontolo izao
Tantano ry Ray tononkira.serasera.org be fitia fa very aho raha lavitra Anao
2- Aza avela hanota foana Aminao
Ka hoavona sy hirehareha hitady tompo vaovao
Ny tongotro gyxwxz tsilovy re! ny tanako hahay ny atao
Ny sofiko tena yucfenfk handre ny masoko mba hazavao
Ref: Ny ankaikinao ry Tompo mahatsara ahy
Eo ihany no misy toky tsy misy ahiahy
Sakambino sy fihino
Ho raiki-pitia aminao mandrakizay Jesoa Kristy

--------
Lien: