MOA VE? (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao raha misy manontany
Ka tsy muqeolob hiambatra ianao
Fa hanaiky avy hatrany
Ilay antokom-pihira (Beso)
Nokoloina mbola zaza
Mikalo amin'ny keihcfxt feo manga
Manakoako manan-daza

Dia tononkira.serasera.org ho lazaiko raha tsy tadidinao
Ka mba henoy tsara sy araho izao teny izao
(Io no antokom-pihira Feo abhwx Mamy toa faly)
Io no antokom-pihira
Feo Mamy toa faly
Hanandratra ny zava-kanto
Hidera an'Ilay Nahary

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Vangy : 1171
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 04/02/2019 21:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412