MOA VE? (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao raha misy manontany
Ka tsy dwgoj tononkira.serasera.org ugrb hiambatra ianao
Fa hanaiky avy hatrany
Ilay llatuo antokom-pihira (Beso)
Nokoloina mbola zaza
Mikalo amin'ny feo manga
Manakoako manan-daza

Dia ho lazaiko raha tsy tadidinao
Ka mba henoy tsara sy araho izao teny izao
(Io no antokom-pihira Feo Mamy toa faly)
Io no antokom-pihira
Feo Mamy toa faly
Hanandratra ny zava-kanto
Hidera an'Ilay Nahary

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331