Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIA HAFA LOATRA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia hafa loatra izany
Nitiavana'Andriamanitra
Nanome ahy ny zanany mxdbpuog izy
Hanafaka ny otako
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra tononkira.serasera.org fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
Natsangany ho knxds zanany aho
Handova ny eybglk lanitra
Neken'i Jesoa ho zandriny aho
Mandrakizay doria doria
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
Nitiavana'Andriamanitra
Nanome ahy ny zanany mxdbpuog izy
Hanafaka ny otako
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra tononkira.serasera.org fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
Natsangany ho knxds zanany aho
Handova ny eybglk lanitra
Neken'i Jesoa ho zandriny aho
Mandrakizay doria doria
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 23/07/2018 09:27
