Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIA HAFA LOATRA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia hafa loatra xhnrmo izany
Nitiavana'Andriamanitra
Nanome ahy ny zanany izy
Hanafaka ny otako
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
Natsangany ho tononkira.serasera.org zanany aho
Handova ny lanitra
Neken'i Jesoa ho zandriny qzdvk aho
Mandrakizay doria doria
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy vzyf ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
Nitiavana'Andriamanitra
Nanome ahy ny zanany izy
Hanafaka ny otako
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
Natsangany ho tononkira.serasera.org zanany aho
Handova ny lanitra
Neken'i Jesoa ho zandriny qzdvk aho
Mandrakizay doria doria
Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy vzyf ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1408
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zeea
Date : 23/07/2018 09:27
