FANIRIAKO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androm-piainanao dia ho tsinontsinona
Raha tsy tantanan’i Jesoa be fitiavana
Ny eo akaikiny no mahatsara antsika
Atolory azy ny fiainanao
Hanara-dia Anao Jesoa no hany faniriko izao
Tsy hisaraka Aminao fa hitoetra uysanktm eo ambany elatrao Ray o
Hifikitra Aminao, hanao izay sitrakao
Hanompo Anao Jesoa
Amin’izay fotoana izay
Hitambatra wktijiq ho iray
Amin'ireo mino Anao
Ny fiadanany manfg atolony anao tononkira.serasera.org izao
Ny tana-maheriny hamonjy anao
Finoana ihany no antok’izao
Miorena tsara, Jesoa tia anao
Jean Fils RAKOTOMALALA
Raha tsy tantanan’i Jesoa be fitiavana
Ny eo akaikiny no mahatsara antsika
Atolory azy ny fiainanao
Hanara-dia Anao Jesoa no hany faniriko izao
Tsy hisaraka Aminao fa hitoetra uysanktm eo ambany elatrao Ray o
Hifikitra Aminao, hanao izay sitrakao
Hanompo Anao Jesoa
Amin’izay fotoana izay
Hitambatra wktijiq ho iray
Amin'ireo mino Anao
Ny fiadanany manfg atolony anao tononkira.serasera.org izao
Ny tana-maheriny hamonjy anao
Finoana ihany no antok’izao
Miorena tsara, Jesoa tia anao
Jean Fils RAKOTOMALALA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1921
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 02/08/2017 08:21
