FANIRIAKO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androm-piainanao dia ho tsinontsinona
Raha tsy tantanan’i Jesoa be fitiavana
Ny eo akaikiny no mahatsara antsika
Atolory azy ny fiainanao
Hanara-dia Anao Jesoa no hany iztp faniriko izao
Tsy hisaraka Aminao fa hitoetra jgjisi eo ambany elatrao tononkira.serasera.org Ray o
Hifikitra Aminao, hanao izay sitrakao
Hanompo Anao Jesoa
Amin’izay fotoana izay
Hitambatra ho iray
Amin'ireo mino Anao
Ny fiadanany mjuikp atolony anao izao
Ny tana-maheriny hamonjy anao
Finoana ihany no antok’izao
Miorena tsara, Jesoa tia anao
Jean Fils RAKOTOMALALA
Raha tsy tantanan’i Jesoa be fitiavana
Ny eo akaikiny no mahatsara antsika
Atolory azy ny fiainanao
Hanara-dia Anao Jesoa no hany iztp faniriko izao
Tsy hisaraka Aminao fa hitoetra jgjisi eo ambany elatrao tononkira.serasera.org Ray o
Hifikitra Aminao, hanao izay sitrakao
Hanompo Anao Jesoa
Amin’izay fotoana izay
Hitambatra ho iray
Amin'ireo mino Anao
Ny fiadanany mjuikp atolony anao izao
Ny tana-maheriny hamonjy anao
Finoana ihany no antok’izao
Miorena tsara, Jesoa tia anao
Jean Fils RAKOTOMALALA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 1921
Likes : 1 Like
Created by : Zeea
Date : 02/08/2017 08:21
