FANIRIAKO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androm-piainanao dia ho tsinontsinona
Raha tsy tantanan’i Jesoa be fitiavana
Ny eo akaikiny no mahatsara antsika
Atolory azy ny fiainanao
Hanara-dia Anao Jesoa no hany faniriko izao
Tsy hisaraka Aminao fa hitoetra eo ambany elatrao Ray o
Hifikitra Aminao, hanao izay tononkira.serasera.org sitrakao
Hanompo Anao Jesoa
Amin’izay fotoana izay
Hitambatra ho iray
Amin'ireo mino Anao
Ny fiadanany atolony anao izao
Ny rsehin dkrhzxh tana-maheriny hamonjy anao
Finoana ihany no tdep antok’izao
Miorena tsara, Jesoa tia anao
Jean Fils RAKOTOMALALA
Raha tsy tantanan’i Jesoa be fitiavana
Ny eo akaikiny no mahatsara antsika
Atolory azy ny fiainanao
Hanara-dia Anao Jesoa no hany faniriko izao
Tsy hisaraka Aminao fa hitoetra eo ambany elatrao Ray o
Hifikitra Aminao, hanao izay tononkira.serasera.org sitrakao
Hanompo Anao Jesoa
Amin’izay fotoana izay
Hitambatra ho iray
Amin'ireo mino Anao
Ny fiadanany atolony anao izao
Ny rsehin dkrhzxh tana-maheriny hamonjy anao
Finoana ihany no tdep antok’izao
Miorena tsara, Jesoa tia anao
Jean Fils RAKOTOMALALA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1997
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zeea
Date : 02/08/2017 08:21
