Ampidiro aloha ny tenimiafina
AOKA IZAY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka izay ny tebiteby dqqtpcz izay manarona vxtwe ny fo
Aoka koa hajanona any ireo rendrarendra mety lo
Fa wztfbu andeha isika hiaraka hitady
Ilay hasambarana maharitra
Izay tononkira.serasera.org lazain'ny baiboly dia ilay tenin'Andriamanitra
Aoka koa havalona any ireo lasa naharesy
Na ny fahatahoran-dava hoe hisy loza hifanesy
Fa andeha isika hiaraka hakanhery
Ao anatin'ny Baiboly
Mba hatanjaka finoana handresy ny asan'ny devoly
Koa andeha samy hitolona
Mba ho tena ho mpandresy
Hasambarana maharitra
No hiainana misesy
Aoka izay ny tebiteby izay manarona ny fo
Lalao RANDRIANARISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 14/08/2018 08:40